Song Page - Lyrify.me

Lyrify.me

Tadiavo Jeso by Bessa sy Lola Lyrics

Genre: pop | Year: 2019

Moa ny entanao ve mila tsy ho zakanao ?

Ka mandia irery lalan-tsarotra izao

Mahatsiaro irery sy mahantra ve ianao

Tadiavo Jeso f'Izy mitady anao



REFRAIN

Izay vavaka tena avy ao am-po reny avokoa

Ka valiany ianao isan'andro izao asiany soa

Raha sendra manjo, tadidio f'izao atao

Tadiavo Jeso f'Izy miandry anao


Moa ny fiainanao ve mampivadika ati-doha

Ny ho avinao ve tsy azo antenaina koa

Efa mila hamoy fo sy ho kivy ve ianao

Jeso no antsoy 'zao ankehitriny izao



REFRAIN