Song Page - Lyrify.me

Lyrify.me

Hataka by Bessa sy Lola Lyrics

Genre: pop | Year: 2019

Omeo saina mahafehy tena

Hisedra fakam-panahy izao

Omeo fom-panetre tena aho

Hanaiky izay zara tendrinao



Hamafiso ny finoako Anao

Ahaizako manao

Toy ny efa nataonao

Ka tsy izay sitrapoko

Fa ny sitrakao

Tompo ô! no aoka anie hatao